La jurisprudence francophone des Cours suprêmes


recherche avancée

18/04/1990 | MADAGASCAR | N°3/89-ADM

Madagascar | Madagascar, Cour suprême, Chambre administrative, 18 avril 1990, 3/89-ADM


Texte (pseudonymisé)
Araky ny didy hitsivolana laharana faha 60-048 tamin'ny 22 jiona 1960 mametra ny fombafomba arahina eo anoloan'ny Fitsarana
miandraikitra ny ady ifanaovana amin'ny Fanjakana ao amin'ny Ar Ab, novàn'ny hitsivolana laharana faha 62-073 tamin'ny 29 septambra
1962 ;
Araky ny andininy faha 02.02.04 ny fehezan-dalàna momba ny hetra ary tovana amin'ny lalàna N° 00.005 tamin'ny 22 desambra 1977 momba ny
teti-bolam-panjakana ho amin'ny taona 1978 ;
Sy ny lalàna laharana faha 61-013 tamin'ny 19 jolay 1961 nanorina ny Ar Ab novàn'ny hitsivolana laharana faha 62-091 tamin'ny 1

oktobra 1962 sy ny làlana laharana faha 65-016 tamin'ny 16 desambra 196...

Araky ny didy hitsivolana laharana faha 60-048 tamin'ny 22 jiona 1960 mametra ny fombafomba arahina eo anoloan'ny Fitsarana
miandraikitra ny ady ifanaovana amin'ny Fanjakana ao amin'ny Ar Ab, novàn'ny hitsivolana laharana faha 62-073 tamin'ny 29 septambra
1962 ;
Araky ny andininy faha 02.02.04 ny fehezan-dalàna momba ny hetra ary tovana amin'ny lalàna N° 00.005 tamin'ny 22 desambra 1977 momba ny
teti-bolam-panjakana ho amin'ny taona 1978 ;
Sy ny lalàna laharana faha 61-013 tamin'ny 19 jolay 1961 nanorina ny Ar Ab novàn'ny hitsivolana laharana faha 62-091 tamin'ny 1
oktobra 1962 sy ny làlana laharana faha 65-016 tamin'ny 16 desambra 1965 ;
Hita ny taratasy famakian'ady nampidirin'Andriamatoa RAKOTOARISOA Jean de Dieu, mpampianatra, mametraka fonenanana ao amin'ny lot II-M-28-D
Ad Af, ary voarakitra tao amin'ny firaketan-draharahan'ny Ar Ab X 4 janoary 1989, laharana faha 3/89-Adm,
mikendry nym hanafoana ny fanapahan-kevitra laharana faha 512 tamin'ny 2 jona 1988 izay navoakan'ny Al AI Ao Aq
Am C Ag Ac A Af ary manapaka ny karamany noho ny tsy fahatongavany niasa (absence sans solde) sy hamerenana
azy amin'ny asany teo aloha sy ny karamany hatramin'ny 9 martsa 1983 no mankaty ;
Ak Ae AH Jean de Dieu dia mangataka ny fanafoanana ny fanapahan-kevitra laharana faha 512 tamin'ny 2 jona 1988
noraisin'ny Al AI Ao Aq Am C Ag Ac manapaka ny karamany noho ny tsy nahateo an-toeram-piasana
azy hatramin'ny 9 martsa 1983 ; mangataka ihany koa ny hamerenana azy eo amin'ny asany sy ny handraisany karama hatramin'ny 9 martsa 1983,
fotoana naha-voafonja azy, no mankaty ;
Koa lazainy amin'izany fa raha voaheloka rao taona an-tranomaizina sy handoa onitra 180.000 Ia izy noho ny didy navoakan'ny Fitsarana ady
heloka tao Ambatondrazaka tamin'ny 3 jona 1983 izay nilaza azy ho niray tsikombakomba tamin'ny fisolokiana sy fampiasana osoka, dia afaka kosa
izy araka ny didim-pitsarana laharana faha 552 tamin'ny 12 aprily 1988 navoakan'ny Ar Ab izay nilaza fa efa dila ny fe-potoana
ahazoana manenjika ny voapanga araka ny lalàna ;
Satria efa nalefa tany amin'ny mpitory ny taratasy fampatsiahivana sy ny taratasy fanerena azy hamaly ny fehin-tenin'ny Ag Ah dia
mbola tsy hita foana ny valin-teny avy any aminy hatramin'izao ; koa noho izany dia voatery hampiarina aminy ny andininy faha 6 amin'ny didy
hitsivolana laharana faha 60-048 tamin'ny 22 jona 1960 izay milaza fa heverina ho toy ny nanao tsoam-pitoriana izay ;
AL AJ Aj AJ,
Dia mandidy fa :
Andininy voalohany : Ekena ny tsaom-pitoriana avy amin'Andriamatoa RAKOTOARISOA Jean de Dieu;
Andininy faharoa : Izy no handoa ny lany tamin'ny Ar;r;
Ap B AK An AG Z Al AI Ao Aq Am C Ag Ac, any amin'ny Talen'ny
Fiobem-pitondrana momba ny Ai C AI Aa X Ag ary any amin'ny mpitory ny kopian'ity didy ity;


Synthèse
Formation : Chambre administrative
Numéro d'arrêt : 3/89-ADM
Date de la décision : 18/04/1990

Parties
Demandeurs : RAKOTOARISOA Jean de Dieu
Défendeurs : ETAT MALAGASY

Origine de la décision
Date de l'import : 22/11/2019
Identifiant URN:LEX : urn:lex;mg;cour.supreme;arret;1990-04-18;3.89.adm ?
Association des cours judiciaires suprmes francophones
Organisation internationale de la francophonie
Juricaf est un projet de l'AHJUCAF, l'association des Cours suprêmes judiciaires francophones. Il est soutenu par l'Organisation Internationale de la Francophonie. Juricaf est un projet de l'AHJUCAF, l'association des Cours suprêmes judiciaires francophones. Il est soutenu par l'Organisation Internationale de la Francophonie.
Logo iall 2012 website award