La jurisprudence francophone des Cours suprêmes


recherche avancée

30/10/1985 | MADAGASCAR | N°258/83-ADM

Madagascar | Madagascar, Cour suprême, Chambre administrative, 30 octobre 1985, 258/83-ADM


Texte (pseudonymisé)
Araky ny didy hitsivolana laharana faha 60-048 tamin'ny 22 Jiona 1960 mametra ny fombafomba arahina eo anoloan'ny Fitsarana
miandraikitra ny ady ifanaovana amin'ny Ab ao amin'ny Ap Ac, novàn'ny hitsivolana laharana faha 62-073 tamin'ny 29 Septambra
1962 ;
Araky ny andininy faha 02.02.04 ny fehezan-dalàna momba ny hetra ary tovana amin'ny lalàna n° 00 005 tamin'ny 22 Desambra 1977 momba ny
teti-bolam-panjakana ho amin'ny taona 1978 ;
Sy ny Lalàna laharana faha 61-013 tamin'ny 19 Jolay 1961 nanorina ny Ap Ac novàn'ny hitsivolana laharana faha 62-091 tamin'ny 1
Oktobra

1962 sy ny lalàna laharana faha 65-016 tamin'ny 16 Desambra 1965 ;
Ara...

Araky ny didy hitsivolana laharana faha 60-048 tamin'ny 22 Jiona 1960 mametra ny fombafomba arahina eo anoloan'ny Fitsarana
miandraikitra ny ady ifanaovana amin'ny Ab ao amin'ny Ap Ac, novàn'ny hitsivolana laharana faha 62-073 tamin'ny 29 Septambra
1962 ;
Araky ny andininy faha 02.02.04 ny fehezan-dalàna momba ny hetra ary tovana amin'ny lalàna n° 00 005 tamin'ny 22 Desambra 1977 momba ny
teti-bolam-panjakana ho amin'ny taona 1978 ;
Sy ny Lalàna laharana faha 61-013 tamin'ny 19 Jolay 1961 nanorina ny Ap Ac novàn'ny hitsivolana laharana faha 62-091 tamin'ny 1
Oktobra 1962 sy ny lalàna laharana faha 65-016 tamin'ny 16 Desambra 1965 ;
Araky ny fitoriana Ae A, mpampianatra ao amin'ny SAFF Ak C 306, voaray tato amin'ny
firaketa-draharahan'ny Rantsana mitsara ny ady ifanaovana amin'ny Ab ato amin'ny Ap Ac ny 12 Desambra 1983 ary mitondra ny
laharana faha 258/83-ADM izay mangataka ny fanasaziana ny Ab Ag handoa vola aminy telo hetsy sy telo tapitrisa ariary ( 16.500.000
FMG ) ho fanonerana ny fahavoazana nihatra taminy miampy fito arivo sy roa alina sy valo ambin'ny sivifolo sy sivin-jato ariary sy venty sy
kirobo ( 139 992 FMG ) izay notapahana tsy ara-drariny tamin'ny karamany nandritry ny herin-taona ;
....................
Rehefa avy nifandinika araky ny lalàna ;
Ar Ae A ny hanasaziana ny Ab Ag handoa vola aminy telo hetsy sy telo tapitrisa ariary ( 16 500 000 FMG
) miampy fito arivo sy roa alina sy valo ambin'ny sivifolo sy sivinjato ariary sy venty sy kirobo ( 139 992 FMG ) izay notapahina tsy
ara-drariny tamin'ny karamany nandritry ny herin-taona ;
Ho fanohanana ny fangatahany no ilazan'ny Mpitory fa io fahatapahan'ny karamany io dia niteraka fahavoazana lehibe ara-bola, ara-batana,
ara-tsaina ho azy sady nisy fiantraikany mafy teo amin'ny fiainany iray manontolo ;
Momba ny fandraisana ny raharaha :
Ny solon-tenan'ny Ab Ag dia mangataka ny tsy handraisana ny fitoriana fa diso paik'andro ho fampiharana ny andininy faha-efatra ao
amin'ny hitsivolana faha 60-048 tamin'ny 22 Jiona 1960 ;
As araky ny famotorana no nahitana fa azo raisina tsara ny raharaha etoana noho ny fisian'ny fangatahana mialoha natao tamin'ny 28
Septambra 1983 takian'ny Lalàna, fangatahana tsy misy fifandraisana mihitsy tamin'ny taratasy nalefan'ny mpitory ny 23 Septambra 1982 ho an'ny
Tale Jeneralin'ny Fitantanam-bola izay naneho ny alahelon'ny Mpitory mikasika ny toe-javatra nihatra taminy ;
Momba ny andraikitry ny Ab AG
Ad ny voatoatin'ny raharaha, ny torina dia mangataka ny fampihantona ny fijeren'izany mandra-pivoakan'ny didim-pitsarana eo amin'ny
tribonalin'Ambositra momba ny ady heloka ;
Hita anefa fa tsy misy fifandraisana mihitsy ny raharaha ady heloka ao amin'ny Fitsaran'Ambositra momba ny halatra karama sy ny fangatahana
onitra natao teto anatrehan'ny Rantsana mitsara ny ady ifanaovana amin'ny Ab, fangatahana onitra noho ny fisian'ny
fahavoazan'Andriamatoa RAZAFIMAMONJY teo amin'ny fanapahana tsy ara-drariny ny karamany, ary izany dia vokatry ny fahadisoana teo amin'ny asa
nataon'ny Sampan-draharahan'ny karama raha nanao fifangaroana teo amin-dRAZAFIMAMONJY mpiasam-panjakana nisambo-bola tamin'ny Bankin'ny
Ai Aq B Af sy tamin'ny mpitory etoana ;
Noho izany dia tazonina ho tompon'andraikitra tanteraka tamin'io fahavoazana io ny Ab Ag ka tokony handoa vola efatra alina ariary
ho famerenana ny vola tapaka tamin'ny karamany sy ho fanonerana ny fahavoazana ary ny lany rehetra naterak'io raharaha io ;
NOHO IREO ANTONY IREO ;
Dia mamoaka ny didy manaraka izao :
Andininy voalohany : Raisina ny fitoriana Ae A.
Andininy faharoa : Am Y Ab Ag handoa vola efatra alina ariary ( 200.000 FMG ) ho azy.
Andininy fahatelo : Ny Ab Ag no handoa ny lany rehetra teo amin'ny Ap
An faha-efatra : Al alefa any amin'ny Aj Y Ah Ag, ny Talen'ny Foibe-mpitondrana momba ny Ao
Z Y Aa X Ab ary ny mpitory


Synthèse
Formation : Chambre administrative
Numéro d'arrêt : 258/83-ADM
Date de la décision : 30/10/1985

Parties
Demandeurs : RAZAFIMAMONJY
Défendeurs : ETAT MALAGASY

Origine de la décision
Date de l'import : 22/11/2019
Identifiant URN:LEX : urn:lex;mg;cour.supreme;arret;1985-10-30;258.83.adm ?
Association des cours judiciaires suprmes francophones
Organisation internationale de la francophonie
Juricaf est un projet de l'AHJUCAF, l'association des Cours suprêmes judiciaires francophones. Il est soutenu par l'Organisation Internationale de la Francophonie. Juricaf est un projet de l'AHJUCAF, l'association des Cours suprêmes judiciaires francophones. Il est soutenu par l'Organisation Internationale de la Francophonie.
Logo iall 2012 website award