La jurisprudence francophone des Cours suprêmes


recherche avancée

02/08/1980 | MADAGASCAR | N°71/80-ADM

Madagascar | Madagascar, Cour suprême, Chambre administrative, 02 août 1980, 71/80-ADM


Texte (pseudonymisé)
Araka ny hitsivolana laharana faha 60.048 tamin'ny 22 jiona 1960 izay mametra ny fombafomba arahina eto anatrehan'ny Rantsana
momba ny Ady amin'ny Ah ato amin'ny Ag Ae novàn'ny hitsivolana laharana faha 62.073 tamin'ny 29 septambra 1962 ;
Araka ny hitsivolana laharana faha 62.055 tamin'ny 20 septambra 1962 izay mametra ny Fehezan-dalàna momba ny Ab A C Ac,
indrindra fa ny voalazan'ny andininy faha 37 ;
Araka ny lalàna laharana faha 61.013 tamin'ny 19 jolay 1961 nanorina ny Ag Ae izay novàn'ny hitsivolana laharana faha 62.091
tamin'ny 1 oktobra 1962 sy ny lalàna laharana

faha 65.016 tamin'ny 16 desambra 1965 ;
Araka ny taratasy famakian'...

Araka ny hitsivolana laharana faha 60.048 tamin'ny 22 jiona 1960 izay mametra ny fombafomba arahina eto anatrehan'ny Rantsana
momba ny Ady amin'ny Ah ato amin'ny Ag Ae novàn'ny hitsivolana laharana faha 62.073 tamin'ny 29 septambra 1962 ;
Araka ny hitsivolana laharana faha 62.055 tamin'ny 20 septambra 1962 izay mametra ny Fehezan-dalàna momba ny Ab A C Ac,
indrindra fa ny voalazan'ny andininy faha 37 ;
Araka ny lalàna laharana faha 61.013 tamin'ny 19 jolay 1961 nanorina ny Ag Ae izay novàn'ny hitsivolana laharana faha 62.091
tamin'ny 1 oktobra 1962 sy ny lalàna laharana faha 65.016 tamin'ny 16 desambra 1965 ;
Araka ny taratasy famakian'ady napetraky Ap B X sy BE Louise monina ao Ao, Am A Aj Ao,
An Af, Aa Ai voaray ny 24 jiona 1980 tao amin'ny firaketan-draharahan'ny Rantsana momba ny ady amin'ny Ah
ato amin'ny Ag Ae ary mitondra ny laharana faha-71/80-ADM izay mangataka ny Fitsarana hanao fanadihadiana mikasika ny
fifandraisan'izy mirahavavy amin'Atoa BELOHA Lucien Filohan'ny komity mpanatanteraka ao amin'ny Firaisampokontanin'Ampisikina sy ireo zanany
efa-dahy ;
....................
Rehefa nifandinihina araka ny lalàna ;
Al Z Ap B X sy BE Louise ny hanaovana fanadihadiana mikasika ny fifandraisan'izy ireo amin'Atoa BELOHA Lucien sy
ireo zanany efa-dahy
Momba ny fahefana mitsara ny raharaha :
Satria araka ny famotorana no ahitana fa mikasika ny fifandraisana eo amin'ny samy olon-tsotra ny raharaha ifanolanan'ny mpiady etoana fa tsy
misy idiran'ny Ah na ny Vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana ;
Satria tsy anjaran'ny Rantsana momba ny Ady amin'ny Ah no mandinika an'ity raharaha ity ka tokony ho lavina ny fitorian-dRamatoa isany
TOAVARY sy BE Ad
AG Y Ak Y …
… … …… … … … … … … sy BE Louise fa tsy anisan'ireo raharaha tokony ho tsarany ;
Andininy faharoa :- Izy ireo koa no handoa ny lany rehetra ;
Andininy fahatelo :- Alefa any amin'Andriamatoa Lehiben'ny Firaisampokontany d'Ampisikina-Vohémar sy ny mpitory ary ny toriana ny kopian'ity
didy ity ;


Synthèse
Formation : Chambre administrative
Numéro d'arrêt : 71/80-ADM
Date de la décision : 02/08/1980

Parties
Demandeurs : Ramatoa isany TOAVARY = BE Louise
Défendeurs : Andriamatoa BELOHA Lucien sy ireo zanany efatra mirahalahy

Origine de la décision
Date de l'import : 22/11/2019
Identifiant URN:LEX : urn:lex;mg;cour.supreme;arret;1980-08-02;71.80.adm ?
Association des cours judiciaires suprmes francophones
Organisation internationale de la francophonie
Juricaf est un projet de l'AHJUCAF, l'association des Cours suprêmes judiciaires francophones. Il est soutenu par l'Organisation Internationale de la Francophonie. Juricaf est un projet de l'AHJUCAF, l'association des Cours suprêmes judiciaires francophones. Il est soutenu par l'Organisation Internationale de la Francophonie.
Logo iall 2012 website award